Toe-karena manga : Mikatona ny fotoana fanjonoana langouste
Dépêche 03 octobre, 15h, Toy ny isan-taona dia manana ny fe-potoany ny fitrandrahana oratsimba na ny langouste izany. Tapitra ny sabotsy 1 oktobra teo tamin’ny misasak’alinan ny fitrandhana ho amin’ity taona ity ka tsy miverina indray izany raha tsy nèy 31 desambra misasak’alinaihany koa. Ireto faritra ireto no tafiditra ao antin’izany dia i Atsinanana, Analanjirofo, SAVA, DIANA, Sofia, Boeny, Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana. Tsy maintsy nanao fanambarana ny tahiriny ireo orinasa sy mpanangombokatra ary ireo mpivarotra nialoha izany.
