Toe-karena : Hisokatra ny taom-panjonoana makamba
Dépêche 17 février, 11h, Hisokatra ny voalohan’ny volana martsa izao amin’ny 5ora maraina ny taom-panjonoana makamba amin’ity taona ity. Etsy ankilany anefa dia mbola voarara kosa ny jono vaventy na « pêche industrielle » manomboka amin’ny 9 ora alina ka hatramin’ny 5 ora maraina hatramin’ny 14 aprily 2023. Ho an’ny fari-dranomasin’i Madagasikara rehetra ity naoty navoakan’ny Ministera ity.
