Sandam-bola
Mihatsara ny toeran’ny vola malagasy ao anatin’ny tsena ifanakalozana amin’ny vola vahiny, na ny MID. Nisanda 4 347, 49 Ariary ny vola vahiny Dôlara iray sy 4 647, 65 Ariary ny vola vahiny Euro iray.