Resin’ny CFFA ny Kabwe Warriors FC
20 Septambra, 07h30. Lavon’ny CFFA tamin’ny isa 2 noho 1 ny Kabwe Warriors FC tamin’ny lalao niverina izay nifandrinan’ny roa tonta, marihina fa tsy azo natrehina natrehina ihany koa ny lalao. Tafiakatra amin’ny dingana manaraka amin’ny fifanitsanana iadiana ny amboaran’ny CAF araka izany ny CFFA.
