Dépêches

Fanokafana ny jono Horita

20 Septambra, 08h00. Tapaka nandritran’ny Fampihaonana ireo Komity Mpisehatra amin’ny fitantanana Jono horita ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana fa hisokatra ny Jono Horita ao amin’ireto faritra arovana ireto: Velondriake-Tearike ny 22-23 Septambra 2021 hoavy izao, raha ny 8-9 Oktobra 2021 kosa ny Faritra Soariake, ary farany ny Faritra Atsimo (Zone Sud WWF) dia ny 04-05 Oktobra 2021 izao. Afaka hanomboka hisehatra amin’izay araka izany ireo mpanjono Horita eto Madagasikara.

Laisser un commentaire