ActualitésTatitra

Amérique du Sud : Centrolenidae, sahona noforonina

Karazana sahona ao anatin’ny fianakavian’ny « amphibiens » ny Centrolenidae. Karazana noforonin’i Edward Harrison Taylor, « herpétologiste » izy io tany amin’ny taona 1951. Antsoina ihany koa io karazana io hoe « grenouilles de verre » noho izy tatera-pahazavana (transparent).

Miloko maitso ihany nefa ny lamosin’io sahona io. Ny ao amin’ny kibony no tateram-pahazavana  ary hita avokoa ny taovany. Ao Amérique du Sud sy Amérique Centrale kosa no tena ahitana ny Centrolenidae. 

Laisser un commentaire