Lehilahy iray no nitsoraka tao ambany kamio.
14 Jolay, 07h00. Omaly hariva teo amin’ny 6 ora teo no niseho ny tranga teny amin’ny rond point andavamamba. Tsy mbola fantatra kosa ny tokin’ainy saingy efa raisana an-tanana eny amin’ny hopitaly ny tenany.
