Ho avy eny Mahamasina ihany koa ny ankizy eny amin’ny Ankamasoa
03 Septambra, 08:30. Handray anjara mavitrika amin’ny Fitokanana ny Kianjan’ i Barea amin’ny asabotsy 04 septambre ho avy izao ny Ankizy Akamasoa. Haseho amin’ny alalan’ny fampisehoana Dihy , ary ny fanotronana ny fandraisan(anjaran’izy ireo .
