ActualitésTsidika

Mandritsara : Asiam-panamboarana ny tetezana simba tao anaty 40 taona

Tontosa ny 2 mey ny fametrahana ny vato fehizoron’ny asa fanamboarana ilay tetezana simba nandritra ny 40 taona ao ao amin’ny fokontany Vohitsara, kaominina Kalandy, disitrikan’i Mandritsara. Manana velarana 4 metatra ary mirefy 16 metatra  io tetezana io, hanafoana ny fahasiharanan’ny mponina sy ny manodidina ny fahavitan’izany. Vinavinaina ho vita ato anaty iray volana kosa izy io raha ny voalazan’ny tompon’andraikitra.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire