Dépêches

Dépêche du 15h00 25 Juillet-Akon’ny fialan-tsasatra: Ny faritra Andrefana sy Atsinana no anisany be mpisafidy indrindra

Araka ny nambaran’ny avy etsy amin’ny toeram-piantsonana Andohatapenaka dia efa tafiditra tanteraka ao  anatin’ny vanim-potoanan’ny  fialan-tsasatra isika . Fiara  170 isa no niala teto Antananarivo hitondra  mpiala-sasatra no niala teny amin’ny Gara Maki Andohatapenaka ny faran’ny herinandro lasa teo. Raha ny antotan’isa dia i  Mahajanga sy Toamasina no toeram-pialana sasatra  be mpisafidy indrindra  hatreto.

Laisser un commentaire