Dépêche du 14h00 07 Août- Toamasina: nitrangana fanafihana namoizana ain’olona
Toeram-pivarotana iray no notafihan’ny dahalo tany Mangabe, Toamasina II omaly hariva. Vokatr’io dia olona iray no fantatra fa maty ary olona 6 kosa no nalain’izy ireo an-keriny.
