Dépêche du 12h00 08 Août-Toamasina : efa mandeha ny tetikasa Branchement Mora
» Jiro mora, malaky” ilay tetikasa iarahana amin’ny JIRAMA izay hampidirana herinaratra amin’ny sarany mora kokoa sy fandaniana voafetra. Efa nanomboka ny fikarakara ho an’Antananarivo ary amin’izao fotoana izao dia mandeha ihany koa ny fikarakarana ny ao Toamasina.
