Dépêche du 11h30 04 Août-Toamasina : Tovolahy 18 taona ,maty namono tena
Tovolahy iray vao 18 taona no maty tao Toamasina omaly Alakamisy. Raha ny fanadihadiana dia namono tena tamin’ny alalan’ny fihinanana poizim-boalavo izy ity rehefa nosarahin’ny sipany.
