Dépêches

Fahasalmana : Efa manenika ny 1000 indray ireo olona voan’ny VIH SIDA

Dépêche 29 décembre, 13h, Efa mitady hahatratra an’arivony ireo olona vaovao tratran’ny aretina VIH SIDA eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Aretina mifindra amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo izy io ary mamono tsikelikely ny olona izay voany. Raha voatsabo ara-potoana anefa izany dia mety ho avotra ihany saingy ilaina ny manao fitiliana hahafantarana izany dieny mialoha. Tsy misy tokony hampatahotra ny fanaovana izany fitiliana izany fa natao indrindra hampilamin-tsaina. Tanjona aamin’izany ny ho fiarovana ny tena sy fiarovana ny hafa ihany koa.

Laisser un commentaire