Dépêches

FETIM-PIRENENA

Nosokafana ny alatsinainy teo teny amin’ny Minisiteran’ny Foloalindahy Ampahibe ny fanomanana ny fetim-pirenena ny 26 jona. Nandray anjara tamin’izany ireo tompon’andraikitra avy amin’ny Andrimpanjakana sy ny Minisitera ary ireo rantsa-mangaika samihafa izay solontena ao anatin’ny Komitim-pirenena ho an’ny fankalazana, manomboka amin’ny Fiadidinan’ny Repoblika hatramin’ireo Sampandraharaha maro.

Laisser un commentaire