Dépêches

Fahafatesan’I Dr Hasina Raherimandimby

01 Juin, 10h15. Nivaly autopsie sy ny fanadihadiana nataon’ireo tompon’andraikitra misehatra amin’ny fahasalamana momba ny raharaha nahafatesan’I Dr Hasina Raherimandimby. Fantatra tamin’izany fa tsy misy hifandraisany amin’ny vakisiny hiadiana amùin’ny covid-19 ny fahafatesan’I Dr Hasina Raherimandimby raha nambaran’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Pr Jean Louis Hanitrala Rakotovao.

Laisser un commentaire