Toamasina : Miroso amin’ny fanatsarana ny endriky ny tanana ny tompon’andraikitra
18 Martsa, 11h00. Niroso tamin’ny fanesorana ireo « kiosque » tsy ara-dalana nipetraka teo amin’ny Espace vert akaikin’ny fonja ireo tompon’andraikitra avy amin’ny kaominina renivohitr’i Toamasina omaly.
Misy lalàna mifehy ny fampiasàna ny « domaine public » hoy ny tompon’andraikitra ka nanantena ny olon-drehetra izay manam-paniriana hampiasa izany hanantona ny mivantana ny tompon’andraitra ao amin’ny kaominina izy ireo.
