Nivoaka ny vatsim-pinarana ambiny ho an’ny Oniversite telo
04 Aogositra, 10h36. Efa nivoaka ny tetiandro handraisana ny vatsim-pinarana ataon’ny paositra malagasy any Toliara sy Mahajanga ary Antsiranana. Ny vaétsim-pianarana fahavalo sy fahasivin’ny volana ity hozaraina ity ho an’ireo faritra ireo.
