RN6: Misy mangalatra ny Bizo amin’ny lalam-pirenena
12 Janoary, 09h00. Miteraka fahasimban’ny lalana ny tsy fisian’ny “buse”. Misy mangalatra anefa iznay amin’iny lalam-pirenena fahenina iny. Tsy azo andehanana tanteraka aloha io lalana io amin’izao.
