Dépêches

Sofia: Tsara levenana ny maty, Gaston Emile

12 Janoary, 08h30. Tontosa omaly 11 janoary ny fanaovam-beloma farany an’i Gaston Emile sy ny fanitrihana ny razana tao amin’ny fasan-drazany. Tany amin’ny trano fonenany any Ambendrana Antsohihy no nanaovana izany. Marihana fa 74 taona izy izay nahavita be tao amin’ny faritra Sofia no ity nodimandry ity.

Laisser un commentaire