Dépêches

Antananarivo renivohitra- Andiany Tselatra : Mpamponjy voina sy polisy monisipaly

Nahazo mpamonjy voina miisa 98 sy polisy monisipaly 200 isa vaovao ny kaominina Antananarivo renivohitra. Navoaka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alarobia izy ireo, taorian’ny fiofanana maharitra narahiny, mba hahafahany miditra amin’ny asa izay ho sahaniny. Nivoaka tao amin’ny andiany izay mitondra ny anarana hoe “Tselatra” izy ireo.

Laisser un commentaire