Dépêches

Andramasina: Mitohy ny asa fanamboaran-dalana ataon’ny faritra Analamanga

Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana izay ataon’ny avy ao amin’ny faritra Analamanga, ao amin’ny distrikan’Andramasina amin’izao fotoana. Mizotra araka ny  niheverena azy izany ary tsy hijanona ny asa raha tsy voamboatra araka ny niandrasan’ny maro azy izany. Lalana mampitohy an’Andramasina sy Sabotsy Ambohitromby moa no hitondra fanamboarana ao an-toerana.

Laisser un commentaire