Avaradrano : Ny fandaharam-potoana amin’ny lalao fifaninanana basket-ball atao eo amin’ny distrika
Miditra amin’ny herinandro faharoa hanatanterahana ny lalao ara-panatanjahan-tena, eto amin’ny distrika Avaradrano, amin’ny taranja Basket-ball. Eny amin’ny kianja filalaovana EPP
Read More