Fampianarana ambony: Hiroso amin’ny fitokonana lehibe
Mitohy hatrany ny hetsika fitokonana ataon’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (SECES) sampan Antananarivo. Nisy ny fangatahana ampitoniana (sit in)
Read More
Mitohy hatrany ny hetsika fitokonana ataon’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (SECES) sampan Antananarivo. Nisy ny fangatahana ampitoniana (sit in)
Read MoreAraka ny tetiandrom-panadinanana eto Madagasikara dia nanomboka omaly 17 Jolay ny fanadinana baccalauréat. Mikasika ny valim-panandinana dia nanambara ny avy
Read MoreMpianatra mpanofa trano eny Antsahameva miisa 32 no tsy manan-kialofana amin’izao fotoana izao. Niharan’ny fahamaizana ny tranon’izy ireo ny sabotsy
Read MoreVery olo-manga ny Université an’Antananarivo. Nodimandry ny alarobia 7 jona 2023 i Ramambazafy-Ralainony Jacques, Professeur Émérite. Tsy misy tsy nahafantatra
Read MoreEfa tsy azo ihodivirana intsony ny fivoaran’ny teknolojia amin’izao fotoana izao. Efa maro ireo asa hamorain’ny fisian’io sehatra irey io.
Read MoreDépêche 08 mai, 12h, Nanao fanambarana ny fikambanan’ireo « vacataire » ao anatin’ny Oniversiten’Antananarivo fa hampiato ny fampianarana hanomboka ny talata 09
Read MoreNiakatra indray ny isan’ny Oniversiten’Antananarivo ao amin’ny Edurank. Eo amin’ny faha 87 amin’ny Oniversite miisa 1 104 amin’izao fotoana izao no
Read MoreNivoka androany ireo fahandaharam-potoana hizarana ny vatsim-pianarana 5 volana sy ny fampitaovana ny mpianatra eny amin’ny anjery manontolo. Andro izay
Read MoreTaorian’ny fitokonana izay nataon’ireo mpianatra avy eny amin’ny Politeknika Vontovorona izay niverimberina dia nanohy ny tolona ihany koa ireo mpianatra
Read MoreDépêche 05 avril, 11h, Ny tena anton’ny fangatahan’ny mpianatra eny anivon’ny Oniversite tsirairay nandritra ireo fitokonana isan-karazany dia ny mahakasika
Read More