ActualitésDépêches

Miarinarivo: Naiditra am-ponja ireo mpangalatra taolam-paty

Nidoboka am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Miarinarivo, ny zoma teo, ny tambajotran-jiolahy malaza ratsy amin’ny halatra taolam-paty ao Miarinarivo. Taolam-paty iray gony no tratra tany amin’izy ireo nandritra  ny fampandrian-tany nataon’ireo miaramila ao amin’ny fari-piarovana sy Filaminana Tsiafajavona. 

Laisser un commentaire