ActualitésDépêchesPolitique

ANDRAVOAHANGY – MIFANILIKA NY MPIVAROTRA SY NY MPONINA.

Loto sy fahatsetsenan’ny lakan-drano teny Andravoahangy, mifanilika ny mponina sy ny tompon-tanana.

Ireo tompon-tanana dia milaza fa ireo mpivarotra no mandoto ny tanan’izy ireo ary manao maloto eny rehetra eny. Rehefa nanotaniana ny mpivarotra dia milaza indray fa kamo hisahirana ireo tompon-tanana ka manarinary fako tsy lavitra ny toeram-ponenan’izy ireo.

Laisser un commentaire