ActualitésDépêches

7 Influenceurs Malagasy efa any Russie.

Nanatrika ny andro voalohany ny conférence de formation «The World Youth Festival Directorate Media School» ao Kaliningrad, Russie izy ireo.

Andro hifanakalozana hevitra ho an’ny influenceurs, créateurs de contenu, blogueurs, Youtubeurs maneran-tany izay misolo tena ny fireneny any Rosia.

Laisser un commentaire