𝗙𝗔𝗡𝗔𝗝𝗔𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡’𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢
Nohavaozina sy nokarakaraina manokana ny toerana fiandrasana fiara fitanterana eny Ampandrana sy Ampasampito, mba hanatsarana ny fifamoivoizana sy hanomezana aina bebe kokoa ny vahoaka mpampiasa lalana.