Aina Celestin Praxedo
Hafa kely kosa ity zava-kanto nataon’ny tanora Malagasy iray ity, tamin’ny alalan’ny « fil » no namoahany ny sary.
Aina Célestin Praxedo, zanaky Fenerive-Est izy, izay manana fahaiza-manao miavaka eo amin’ny tontolon’ny asa-tanana.
Aina Celestin Praxedo
