ActualitésDépêchesSocial

ANDRAVOAHANGY FAHATAPAHAN-DRANO

Tsy noho ny orana akory na fahatapahan-drano avy amin’ny fantsona no mahatonga izao zava-misy eny Andravoahangy izao, kanefa dia efa hita miharihary fa miangona sy mibosesika ny rano. Raha vao tonga indray ny orana manaraka, dia azo inoana fa mbola hiakatra bebe kokoa izany ka mety hahatratra hatrany amin’ny vovonana mihitsy aza, ka vao mainka hanasarotra ny fivezivezena sy hampidi-doza ho an’ny mponina sy ny mpandalo.

Laisser un commentaire