ActualitésDépêchesSport

HOTEL BAREA MAHAMASINA VAOVAO

Nanao ny Inauguration ny « HOTEL BAREA VAOVAO « . Toerana vaovao natao ny Malagasy izay Manolotra efitra sy appartements mahafinaritra mivantana ao anatin’ny kianja, misy wifi, TV, rano mafana, ary fidirana mankany amin’ny terrace manana fomba fijery mahafinaritra amin’ny stade.

Laisser un commentaire