Actualités

LASA RATSY BE NY LALANA MAKANY VATOBE HATRAMIN’NY ANDOHATAPENAKA

‎Ny lalana avy eny vatobe makany Andohatapenaka eny, tena lavaka be, amboarina fa rehefa avy ny orana dia izao foana no iainan’ireo mpampiasa lalana eny, fijaliana, fahatarana no iainana isan’andro, ny bus, moto, fiara sns rehetra, androany maraina kosa latsaka tao anatin’ny lavaka be ny taxi be iray ka niteraka emboteillage be teny an-toerana fa efa mandray an-tanana amin’ny fandaminana ireo tompon’andraikitra. Ny bus mandositra an’ity lavaka ity makany amin’ny lalam-baovao ka maharitra adin’ny 3 eo eo ny fitohanana eny.














Laisser un commentaire