Androany 5 May 2026, vinavinaina ho tonga any Toamasina ny sambo Torm Elise (IMO 9849992), mpitondra solika lehibe manaraka!
Araka ny fanadihadiana AIS sy vaovao avy amin’ny GPM sy OMH, ny sambo Torm Elise mitondra 64 500 m³ carburants (essence, gasoil, pétrole …) avy any Singapore


