LAPAN’NY TANANA MORAMANGA
Tokotanin’ny Lapan’ny Tanana Moramanga amin’ny endriny vaovao sy nohatsaraina 2026
Mankasitraka ny Maire @Sylvain Ralaiarimalala
sy ny ao amin’ny Kaominina.
Aoka mba ahay hanana isika ka hitandro ny fahatsarany hatrany.
Photo : Moramanga an-tsary & Events


