ActualitésCultureDépêches

FIKAMBANANA ARA-PIVAVAHANA MIHISA 405 ETO MADAGASCAR

Mahatratra 405 ireo fikambanana ara-pivavahana miseho eto Madagasikara, saingy 13 monja amin’izy ireo no nahazo fankatoavana ofisialy avy amin’ny fanjakana ho fiangonana ara-dalàna. Ireto avy izany:

▪️ Eglise Catholique Apostolique Romaine

▪️ Fiangonana Episkopaly Malagasy

▪️ Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM)

▪️ Fiangonana Loterana Malagasy (FLM)

▪️ Fiangonana ara-pilazantsara eto Madagasikara

▪️ Fiangonana Frenjy Malagasy

▪️ Fifohazan’ny Mpianatry ny Tompo

▪️ Fiangonana Protestanta Malagasy Tranozozoro

▪️ Église Adventiste du 7ème jour

▪️ Église Orthodoxe de Madagascar

▪️ Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara (FPVM)

▪️ Diocèse Orthodoxe de Madagascar

▪️ Fivondronan’ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara (FFBBM)

Laisser un commentaire