ActualitésCultureDépêches

HERVET RANDRIAMADY

I Hervet Randriamady dia Malagasy voalohany nahavita sy nahazo ny mari-pahaizana Doctorat (PhD) tao amin’ny Harvard University any Etazonia, iray amin’ireo oniversite ambony indrindra eran-tany.

Zava-bita lehibe tokoa izany ho an’i Madagasikara sy ho fampaherezana ireo tanora Malagasy manohy fianarana ambony.

Mirary azy hatrany hahita fahombiazana, haharitra amin’ny lalana efa nosafidiny, ary mbola hanandratra avo ny anaran’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny zava-bita maro ho avy.

Laisser un commentaire