MERCY SHIPS
Amin’ny fiantombohan’ny volana May ho avy izao dia hiverina indray hanatanteraka fitsaboana eto Madagasikara ny sambo Mercy Ships, rehefa avy nandalo fanamboarana nandritra ny volana maromaro.