AROI 2026
Hotontosaina eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka amin’ity zoma sy sabotsy ho avy izao ny fifaninanana amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Ranomasimbe Indianina, taranja rugby lalaovin’olona fito, na AROI 2026.