Ambohimalaza : Tovolahy miisa 5 tratran’ny zandary teo ampifohana rongony
Noho ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina sy ny fifohana rongony, izay ataon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Tovolahy miisa 5 no
Read More
Noho ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina sy ny fifohana rongony, izay ataon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Tovolahy miisa 5 no
Read MoreNanapa-kevitra nitazona ny fanairana ara-pahasalamana manoloana ny « variole du singe » ny OMS na efa nahitam-pihenana aza ny tranga amin’ireo firenena
Read MoreAdinodinon’ny mponina ny fisian’ny valan’aretina covid-19 amin’izao fotoana izao. Raha ny fahitana ny tatitra navoakan’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, misy hatrany ireo
Read MoreFitanteram-bahoaka ao La réunion ny « Car jaune ». Tambajotra « autocars interurbain » mavitrika ao amin’ny nosy izy io izay miasa amina zotra
Read MoreToerana iray ahitana tranga na pesta matetika ao Ankazobe. Ny fotoana toy izao no hiparitahany betsaka noho ny fiakaran’ny rano
Read MoreNoho ny fahatsapana fa mbola tsy manatanteraka sy mbola tsy dia betsaka ny orinasa no manao ny politika mahakasika ny
Read MoreHanolotra fiofanana, « atelier d’orientation formation/employ » ho an’ireo tanora, mpianatra na miasa ao anatin’ny kaominina sy ny manodidina, ny kaominina Ambohimanambola.
Read MoreNy andro maneran-tany ho an’ny fitsaboana ny diabeta dia hetsika fanentanana fototra ho an’ny « diabète Mellitus », ankalazaina isakin’ny 14 novambra.
Read MoreToerana iray any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana any ny fokontany Nahabeaza, ao amin’ny Distrikan’ny Vondrozo. Nisehoana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ary feno
Read MoreRaha ny fanambarana nataon’ny ambasadin’i Russie dia tsy handray anjara amin’ny fihaonamben’ny G20 ao Bali, Indonésie izay hotontosaina ny 15
Read More