Ankazobe : Nisitraka jiro sy moto ireo kaominina miisa 15
Nahazo fampitaovana avy amin’ny fitondram-panjakana ny any amin’ny distrikan’Ankazobe. Tafiditra amin’ny fampandrosoana ny eny ifotony sy manakaiky vahoaka izany.
Read More
Nahazo fampitaovana avy amin’ny fitondram-panjakana ny any amin’ny distrikan’Ankazobe. Tafiditra amin’ny fampandrosoana ny eny ifotony sy manakaiky vahoaka izany.
Read MoreFiara mpitatitra olona avy any Port Berger hihazo an’Antananarivo no tra-doza teo Ankazobe, izany hoe 20km tsy hidirana an’Ankazobe ny
Read MoreToerana iray ahitana tranga na pesta matetika ao Ankazobe. Ny fotoana toy izao no hiparitahany betsaka noho ny fiakaran’ny rano
Read MoreNisehoana vaky fasana tao Ankazobe ny faran’ny herinandro lasa iny. Lasan’ireo jiolahy avokoa ny razana rehetra tao amin’ireo fasana miisa
Read More05 Jolay, 18h00 ZEP miisa folo no apetraka amina faritra 10 eto Madagasikara, izay hamokatra zana-trondro manodidina ny 134 tapitrisa
Read More28 Jona, 10h05. Nahitana tranga Poliovirus tao amin’ny distrika telo teto Madagasikara raha ny nambaran’ny tao amin’ny ministeran’ny Fahasalamana, noho
Read MoreEfa an-dalam-pahapotehana ny tontolo iainana, anjarantsika no manarina izany. Efa iaraha-mahita ny fiovaovan’ny toetr’andro, ny tsy fisian’ny rotsak’orana, ny hafanana
Read More14 Aprily, 14h30. Nisy nandoro indray ny valan-javaboahary Manankazo Ankazobe, tsy ampy 1 andro akory anefa izay no nisy firehetana
Read More