Gaza : Ankizy 6 taona iray no maty novonoin’ny liona
Ankizilahy 6 taona antsoina hoe Hamada no maty novonoin’ny liona tao amin’ny toerana ho an’ny mpizahatany iray tao Asda, Khan
Read More
Ankizilahy 6 taona antsoina hoe Hamada no maty novonoin’ny liona tao amin’ny toerana ho an’ny mpizahatany iray tao Asda, Khan
Read MoreTsy any Royaume-Uni no misy ny « Parc national Queen Elizabeth » fa ao atsimo andrefan’i Ouganda. Eo anelanelan’ny farihy Edouard sy
Read MoreValan-javaboaharim-panjakana mifanila amin’ny Lapa imperialin’i Tokyo i Kitanomaru. Ao amin’ny boriboritanin’i Chiyoda, ao Japon no misy. Toerana masina natao ho
Read MoreIray amin’ireo valan-javaboaharin’ny mpanjaka tranainy indrindra ao Londres ny « St James’s Park ». Ao amin’ny faritry ny tanànan’i Westminster no misy
Read MoreTora-pasika kely kanto dia kanto ao amin’ny helodranon’ny Fernando de Noronha ny « Baia do Sancho ». Izy no nekena ho valan-javaboahary
Read MoreTafiditra ao anaty karazana faritra arovana misy eto Madagasikara ny valanjavaboahary. Faritra iray an-tanety na an-dranomasina, izay natokana mba ahafahana miaro
Read MoreManodidina ny 36 000 km2 ny valan-javaboaharim-pirenena any Salonga izay sokajiana ho ala lehibe indrindra aty Afrika. Noesorina tao amin’ny
Read More14 Aprily, 14h30. Nisy nandoro indray ny valan-javaboahary Manankazo Ankazobe, tsy ampy 1 andro akory anefa izay no nisy firehetana
Read MoreManaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny zava-baovao hapetraka anatin’ireny toerana natokana ho an’ny zavaboahary ireny. Mahasarika mpizahantany sy reharehan’ny firenena Malagasy
Read More