Ambohimangakely : Mpanendaka roa lahy tratran’ny zandary
Mpanendaka roa lahy no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely ny sabotsy lasa teo, rehefa avy nanao ny asa ratsiny,
Read More
Mpanendaka roa lahy no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely ny sabotsy lasa teo, rehefa avy nanao ny asa ratsiny,
Read MoreLavon’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ankadikely ny lehilahy iray tamin’ireo olon-dratsy nihanika tamboho sy niditra tao an-tananan’olona tao Mangariviotra,
Read MoreAndian’olona mivarotra tanin’olona amin’ny alalan’ny fampiasana taratasy hosoka no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny talata teo. Ramatoa
Read MoreMiparitaka ny zava-mahadomelina ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Tratran’ny zandary avy ao an-toerana ny alarobia teo ireo mpivarotra rongony telo lahy,
Read MoreTontosa tamin’ny alarobia teo ny ady fototra fananganana ny foto-drafitr’asa ho an’ny zandarimariam-pirenena ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Faly avokoa
Read MoreMpanendaka telo lahy no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandary Ankadikely, ny alahady teo. Ireo olona misotro anaty toeram-pimamoana
Read MoreTratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambohimalaza ireo olona, mpandray sy fanafenan’ireo olon-dratsy ny entana azo avy amin’ny
Read MoreOmby roa no tafaverina tamin’ny tompony ny alatsinainy teo vokatry ny ezaka sy ny vela-pandrika ary ny fiaraha-miasan’ny fokonolona sy
Read MoreJiolahy miisa telo nikasa hangalatra tao amin’ny tsena mpamongady iray, tao Ambodivoara, fokontany Andranovao, kaominina Ambohimangakely no tratran’ny fokonolona teo
Read MoreSATAHASIMBOLA Gaëtan no voatendry ho kaomandin’ny tobi-paritry ny zandarimaria vaovao ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nomena azy nanomboka ny alatsinainy teo
Read More