Ambohimanambola : Mitohy ny fitetezam-paritra ataon’ny zandarimaria
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay tarihin’ny commandant de poste (CP) ao
Read More
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay tarihin’ny commandant de poste (CP) ao
Read MoreVehivavy 22 taona mpampiasa zaza tsy ampy taona iray no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana teny Ambohidratrimo . Nanomboka ny volana
Read MoreLehilahy iray, mpanongotra sy mpangalatra varavarana, tao amin’ny fokontany Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, no tratran’ny zandary rehefa namerina ny asa ratsiny,
Read MoreVehivavy iray mpivarotra rongony no tratran’ny zandary tao Antanifotsy Antsirabe. Araka ny tatitry ny zandaray dia rongony 8 fonosana no
Read MoreTelolahy no voatazona am-ponja noho ny fihetsika sy fandikan-dalàna nataon’izy ny alatsinainy 17 jolay teo. Ny roa lahy amin’izy ireo
Read MoreLehilahy iray no saron’ny zandary rehefa nangalatra moto indroa mian-taona tao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Ny alin’ny 20 jona no
Read MoreLehilahy iray, 43 taona no nitonona ho pasitera ka saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely, ny talata teo. Resaka fivadiam-pitokisana
Read MoreHo famongorana ny asan-dahalo eto Madagasikara dia misy ny hetsika Tselatra izay nataon’ireo Zandary manerana an’i Madagasikara. Raha ny tatitra
Read MoreNy Alarobia lasa teo no naharaisana antso avy amin’olon-tsotra ny mikasika ireto lehilahy mpidoroka rongony ireto ny avy ao amin’ny
Read MoreNahatrarana mpanao aferana zava-mahadomelina indray omaly tany amin’ny Distrikan’i Manjakandriana. Raha ny voalaza dia izy ireto no anisany mpamatsy zava-mahadomelina
Read More