Avaradrano: Manentana amin’ny fanentanana sainam-pirenena ny kaominina
Hankalaza ny fety, faha 63 taona niverenan’ny fahaleovan-tena malagasy isika amin’ity taona 2023 ity. Ao anatin’izany, miezaka manentana ny mponina
Read More
Hankalaza ny fety, faha 63 taona niverenan’ny fahaleovan-tena malagasy isika amin’ity taona 2023 ity. Ao anatin’izany, miezaka manentana ny mponina
Read MoreNisy ny fety niarahana nankalaza ny fetin’ny reny tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tsy diso anjara, fa niara nifaly sy nahazo
Read MoreNotanterahina tamin’ny alarobia teo ny fizarana fanampiana ara-pitaovana ireo mpianatra hanala ny fanadinam-panjakana CEPE ao amin’ny EPP Ambohimarina, kaominina Ambohimangarova.
Read MoreHo tontosaina rahampitso sabotsy ny lalao ampahefa-dalana amin’ny « tournoi Ambohidavenona foot à 9 » amin’ny taranja baolina kitra. Maro ireo klioba
Read MoreHisy ny hetsika fizahana maso maimaim-poana, izay atao atao amin’ny CSB II Ambohimanambola, ny alarobia 07 jona 2023 ho avy
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fisafoana ataon’n polisim-pirenena avy ao amin’ny commisariat ao Alasora. Ny hampandry fahalemana ny tanàna, ahafahan’ny vahoaka
Read MoreNanolotra fitaovana entina mamita ny fanamboarana ny sekoly katolika ao Tsarahasina, ny avy amin’ny fiadidiana ny kaominina Ambohimangakely, ny alarobia
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana tao Ankadilalana, Ambohimangakely ny talata maraina teo. Fiara mpitatitra olona no niala kodiarana nandritra izany. Vokany, zaza iray
Read MoreHisy ny hetsika ara-pasalamana maimaim-poana atao eny amin’ny ivon-toeram-pitsaboana Mamindra Aina (CSMA) Ankadindratombo, kaominina Alasora, ny sabotsy ho avy io.
Read MoreAndian’olona mivarotra tanin’olona amin’ny alalan’ny fampiasana taratasy hosoka no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny talata teo. Ramatoa
Read More