Ambohimanga rova : Lehilahy iray mpangalatra moto tratran’ny zandary
Lehilahy iray no saron’ny zandary rehefa nangalatra moto indroa mian-taona tao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Ny alin’ny 20 jona no
Read More
Lehilahy iray no saron’ny zandary rehefa nangalatra moto indroa mian-taona tao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Ny alin’ny 20 jona no
Read MoreNivaly tamin’ny alarobia teo ny fanadinam-panjakana BEPC, nanerana ireo toeram-panadinana teto amin’ny CISCO Avaradrano. Ho an’ny kaominina Ankadikely Ilafy manokana,
Read MoreRahampitso 15 jolay 2023 no hanomboka amin’ny fomba ofisialy, eny amin’ny BTC Ambohimangakely ny hetsika SSMAF andiany fahatelo. Haharitra telo
Read MoreJiolahy iray mpamaky trano no tratran’ny zandary avy amin’ny brigadin’Ambohimalaza ny Alarobia teo. Jiolahy mampitaraina ny mponina eny amin’ny faritra
Read MoreNotanterahana ny alarobia teo ny fizarana ny fitaovana (kits scolaires) ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana baccalauréat, amin’ny herinandro ambony
Read MoreKIANJAN’NY FIFANKATIAVANA ANKADIKELY Lalao miisa telo (03) no hotanterahina eto amin’ny Kianjan’ny Fifankatiavana ny Alahady 16 Jolay 2023 ho avy
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana indray tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, teo amin’ny tetezana, ny alin’ny talata teo. Kodiaran-droa iray no nifatratra tany anaty
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninanana baolina kitra (tournoi open 2023) ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Efa nivoaka ny fandaharam-potoana amin’ireo lalao
Read MoreLehilahy iray, 43 taona no nitonona ho pasitera ka saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely, ny talata teo. Resaka fivadiam-pitokisana
Read MoreNisy ny fifaninanana baolina kitra, nokarakarain’ny kaominina Ambohimanambola, nandritra ny hetsika fanentanana ny servisy Raoka fako, tao amin’ny fokontany Tanjonandriana.
Read More