Alasora : Nanomboka ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra
Nanomboka ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Nitarika izany ny ben’ny tanàna miadidy ny
Read More
Nanomboka ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Nitarika izany ny ben’ny tanàna miadidy ny
Read MoreNirotsaka an-tsehatra teny amin’ny kaominina Talata Volonondry, ireo tomponandraikitra avy amin’ny orinasa Jirama, ny alahady teo, nitondra fanavaozana ireo andrin-jiro
Read MoreHisy ny hetsika fizaham-pahasalamana sy hasoavan-java maimaim-poana, atolotry ny fiangonana FJKM ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, ho an’ny mponina ao
Read MoreManao ezaka hatrany ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ankadikely amin’ny fanalana ireo fako mivangongo ao an-toerana, amin’izao fotoana izao. Teo
Read MoreLoza mitatao ho an’ny mponina, izay monina ao amin’ny fokontany Ambohibary Tsarahasina, kaominina Ambohimangakely ny fisan’ireo vato be ao an-toerana.
Read MoreNotontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fametrahana ny vato fehizoro, fankalazana ny faha 120 taona ny fiangonana FJKM Antanambao. Tonga
Read MoreNisy ny hetsika ara-java-kanto natolotry ny ivon-toerana Alliance Française, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ny faran’ny herinandro teo. Hetsika tsy fahjita
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika fanentanana nataon’ny avy ao amin’ny servisy Raoka Fako, izay miandraikitra ny fitantanana ny fako, tao
Read MoreHanome hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana ny ESSM (Espace Santé Saint Michel) ao Ambohimangakely. Haharitra dimy andro ny hetsika, araka ny voalaza,
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nizara lamba firakotra mafana ho an’ireo zokiolona teny amin’ireo fokontany miisa valo, ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely, ny ben’ny
Read More