Ankadikely Ilafy: 59,22% ny taham-pahafahana fanadinana BEPC
Nivaly tamin’ny alarobia teo ny fanadinam-panjakana BEPC, nanerana ireo toeram-panadinana teto amin’ny CISCO Avaradrano. Ho an’ny kaominina Ankadikely Ilafy manokana,
Read More
Nivaly tamin’ny alarobia teo ny fanadinam-panjakana BEPC, nanerana ireo toeram-panadinana teto amin’ny CISCO Avaradrano. Ho an’ny kaominina Ankadikely Ilafy manokana,
Read MoreNivoaka omaly ny valim-panadinana BEPC ho an’ny CISCO Antananarivo Avaradrano arak any fanamabaran’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.
Read More« Vita soa ny BEPC. Arabaina ianareo mpiadina. Mankasitraka ireo namana mpiara-miasa nikarakara rehetra. Mankahery ny mpitsara taratasim-panadinana ihany koa. Samy
Read MoreTapitra omaly alakamisy ny fanadinana ara-panjakana nataon’ny mpianatra taona fahasivy, manerana ny nosy. Ho an’ny kaominina Ankadikely Ilafy manokana, nizotra
Read MoreNandritry ny taranja Physique Chimie no nahatrarana mpiadina iray nitondra finday nisy ny valim-panontaniana rehetra. Nogiazan’ny mpiambina ilay finday ary
Read MoreToy ny tamin’ny CEPE farany teo dia manolotra ihany koa fiara mpitatitra ho an’ireo mpiadina BEPC ny Kaominina Antsirabe Renivohitra.
Read MoreMiisa 305836 ireo mpiadina voasoratra anarana hiatrika ny fanadinana BEPC 2023. Ankizy 11 amin’ireo no avy ao amin’ny Ankanin’ny Marenina
Read MoreNy Sabotsy lasa teo no hita faty nihantona tao an-tranony i Alberto Lucas , tovolahy kely tokony hanala BEPC anio,
Read MoreManomboka anio, alatsinainy 03 jolay no hanatanterahana ny fanadinana ara-panjakana faharoa, ataon’ireo taona fahasivy (BEPC). Vonona tanteraka ireo mpiadina, raha
Read MoreHo an’Antananarivo Renivohitra dia miisa 25001 kandida no hiatrika ity fanadinana ity izay ho tanterahina ny 3 ka hatramin’ny 6
Read More