Dépêche du 15h00 04 Juillet-Antsirabe Renivohitra : Manolotra fitanterana maimaim-poana ho an’ireo mpiadina BEPC
Toy ny tamin’ny CEPE farany teo dia manolotra ihany koa fiara mpitatitra ho an’ireo mpiadina BEPC ny Kaominina Antsirabe Renivohitra. Nomarihin’ny avy amin’ny Kaominina fa hitohy hatramin’ny fiafaran’ny fanadinana ity tolotra ity.
