Dépêche du 16h00 07 Juillet –Fanadinam-panjakana BEPC : Niarahaba ireo mpiadina nahavita ny fanadinana ny Minisitra
« Vita soa ny BEPC. Arabaina ianareo mpiadina.
Mankasitraka ireo namana mpiara-miasa nikarakara rehetra.
Mankahery ny mpitsara taratasim-panadinana ihany koa.
Samy ho tahiana avokoa. » Hoy ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena Marie Michelle Sahondrarimalala
