Dépêche du 13h00 04 Juillet-BEPC 2023 : Mandray anjara mavitrika ny avy ao amin’ny AKA.MA
Miisa 305836 ireo mpiadina voasoratra anarana hiatrika ny fanadinana BEPC 2023. Ankizy 11 amin’ireo no avy ao amin’ny Ankanin’ny Marenina 67 Ha ka ny 8 vehivavy ary ny 3 kosa lehilahy. Ao amin’ny CEG Betsimitatatra kosa izy ireo no miatrika ity fanadinana ity.
